FiomananA ho amin’ny Pentekosta
MANOMANA VAHOAKA HO AMIN’NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA
(Telovolana faharoa)
Paska | 14 Abiba Perikopa 27 Mar 2021 (andro Paska) | Sabata Paska | Jaona 13, 14, 15, 16, 17 |
Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira (MTMM) | 15 Abiba Alina tsarovana indrindra Andro voalohany: Mofo Tsy Misy Masirasira Perikopa 28 Mar 2021 | - Firavoravoan’ny Paska - Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira - Alina tsarovana indrindra (tsy tandindona) - Ny tanjon’ny fety | Eksodosy 13:1-10 Matio 16:6-12 1Korintiana 5:1-13 |
Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira | 16 Abiba – 21 Abiba Andro faha-1 hatramin'ny faha-7 | - Fetin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira: | Tenin'Andriamanitra |
Amboara Ahevaheva (andro voalohany) | (Ampitson’ny Sabata ao anatin’ny MTMM) / andro Alahady | (andro voalohany amin’ny fanisana ny 50 andro Pentekosta) | (Tsy misy fivoriana masina) |
Sabata voalohany | Perikopa 3 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.1 21 Abiba Andro faha-7 amin’ny Mofo Tsy Misy Masirasira | - Mizotra ho amin’ny Fanjakana - Inona no nianarantsika tamin'ny Mofo Tsy Misy Masirasira ? - Fiverenana amin'ny mofo misy masirasira: Fiomanana ho amin'ny Pentekosta - Tafavoaka ny ota | Genesisy 19:1-3, 19: 15-17, 26, Apo 18:1-10 |
| Perikopa 3 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.2 | - Misy heviny maro ny teny hoe “Voaloham-bokatra” - Manokana fotoana ho an’Andriamanitra - Mampianatra ny Fanjakan’Andriamanitra - Afatohy ny sainao ho amin’izay ho avy fa tsy amin’izay efa nilaozana | Asa 2:1-12, 33; Rom 8:23; 2 Kor 1:21-22 |
Sabata faharoa | Perikopa 10 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Miomana hihaona amin’ Andriamanitra | Eksodosy 19:1-11 Lio 12 :29-34 Asa 2:1-12 |
| Perikopa 10 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Miomana hihaona amin’ Andriamanitra | Eksodosy 19:1-11 |
Sabata fahatelo | Perikopa 17 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Fiomanan’ny fiangonana amin’ny Pentekosta | Eksodosy 19:16-25; Lio 19 :12-19; Jakoba 1:18-27 |
| Perikopa 17 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Ny nahaterahan’ny Firenena iray ho an’i Jehovah | Eksodosy 19:16-25; Lio 19 :12-19; Jakoba 1:18-27 |
Sabata fahaefatra | Perikopa 24 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Mandroso ho amin’ny Fanjakan’ Andriamanitra | Levitikosy 23:10-17 Lioka 24:44-53 Asa 2:1-11 |
| Perikopa 24 Apr 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Mandroso ho amin’ny Fanjakan’ Andriamanitra | Levitikosy 23:10-17 Lioka 24:44-53 Asa 2:1-11 |
Sabata fahadimy | Perikopa 01 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Ny Batisa amin’ny Rano | Genesisy 6 : 13-22 Marka 16 :14-18 Romana 6:1-11 |
| Perikopa 01 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Ny Batisa amin’ny Rano | Genesisy 6 : 13-22 Marka 16 :14-18 Romana 6:1-11 |
Sabata fahaenina | Perikopa 08 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Ny fanekena amin’ Andriamanitra: Karazana fanambadiana | Jeremia 31: 31-40 Matio 5: 17-30 Hebreo 8:7-13 |
| Perikopa 08 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Ny fanekena amin’ Andriamanitra: Toy ny fanekem-panambadiana | Jeremia 31: 31-40 Matio 5: 17-30 Hebreo 8:7-13 |
Sabata fahafito | Perikopa 15 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.1 | - Pentekosta voalohany tao an-tendrombohitra Sinay: Faneken’ Andriamanitra sy ny Fiangonana - Ny nanomezan’ Andriamanitra ny Didy Folo - Ny nahaterahan’ny Fiangonan’ Andriamanitra | Eksodosy 20:1-17 Lioka 19:11-17 Asan’ny Apostoly 2:16-21 |
| Perikopa 15 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.2 | - Fanoharana ny amin’ny Farantsa Folo - Faminaniana ny amin’ny fiverenan’i Kristy: Fanjakana Arivo Taona | Eksodosy 20:1-17 Lioka 19:11-17 Asan’ny Apostoly 2:16-21 |
Pentekosta (Andro faha-50) (Ampitson'ny Sabata fahafito) | Perikopa 16 Mai 2021 – Fiz.1 | Pentekosta: Fetin’ny Voaloham-bokatra - Ny nahaterahan’ny Fiangonan’ Andriamanitra tamin’ny Testamenta Vaovao - Manorina ny Fianakaviany Andriamanitra | Levitikosy 23:15-17 Lioka 24:49-53 Asa 2 :1-5 |
| Andro faha-50 (ampitson'ny Sabata faha-7 isaina hatramin'ny Amboara iray ahevaheva) Perikopa 16 Mai 2021 – Fiz.2 | Pentekosta: Fetin’ny Voaloham-bokatra - Ny nahaterahan’ny Fiangonan’ Andriamanitra tamin’ny Testamenta Vaovao - Manorina ny Fianakaviany Andriamanitra | Levitikosy 23:15-17 Lioka 24:49-53 Asa 2 :1-5 |
Sabata faha-1 aorian’ny Pentekosta | Perikopa 22 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Ny fampakaram-badin’ny zanak’ondry | Genesisy 1: 24-31 Matio 5: 31-48 Apokalypsy 19:1-10 |
| Perikopa 22 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Ny fampakaram-badin’ny zanak’ondry | Genesisy 1: 24-31 Matio 5: 31-48 Apokalypsy 19:1-10 |
Sabata faha-2 aorian’ny Pentekosta | Perikopa 29 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.1 | Miomàna hanambady an’i Kristy | Genesisy 22:15-19 Lioka 1:68-80 2 Petera 3:13-18 |
| Perikopa 29 Mai 2021 (Sabata) - Fiz.2 | Miomàna hanambady an’i Kristy | Genesisy 22:15-19 Lioka 1:68-80 2 Petera 3:13-18 |
| (Hafatra avy amin’i Pasteur Monte Knudson) | Firehetan’ny fo amin’ny Fahamarinana: Izany no diantsika amin’ny Pentekosta | |
Sabata faha-3 aorian’ny Pentekosta | Perikopa 05 Jona 2021 (Sabata) - Fiz.1 | - Fetin’ny Tabernakely voalohany tao an-Tendrombohitra Sinay - Fiverenana amin’ny Taonan’ny Isiraely Voalohany | Eks 34:28-35 Lioka 9:28-36 1 Jao 2:1-11 |
| Perikopa 05 Jona 2021 (Sabata) - Fiz.2 | - Tonga amin-boninahitra - Ny fonenan’ Andriamanitra amintsika | Eks 34:28-35 Lioka 9:28-36 1 Jao 2:1-11 |
TOVANA
1. ANARAM-BOLANA JIOSY SY GREGORIANA
2. KALANDARIN’NY ANDRO FIRAVOAVOANA 2018-2034
Sources: www.ucg.org: Holy Day Calender; cogtv.org